|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vary asara |
| Singan-teny | 2 vary, 3 asara |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 vary ambolena amin' ny Zanvie (amin' ny tapany avaratra andrefana)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 dans l'ouest malgache, riz de saison des pluies
[1.5] 7 (asara : mois des grandes pluies) riz avec repiquage en novembre / décembre et récolte en mai [1.196] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: fambolena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|